4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ray ambony - Antokom-pihira ANTSA NY ZAVABOAARY EKAR SOAMANANDRARINY

Ref Eny e, eny fa na dia iray monja aza

Tsy misy ambony, noho ny Ray

Fa hombam-pahefana, fahefana sy laza

Mitsilo manazava, ny lalan-kombana

Ny lalan-kombana ho any an-tranon'ny Ray ô ô



1- Na ny lanitra na ny tany

Nohariany avokoa

Isika olombelona dia voafidy

Dia voafidy hatrany aloha

Hanatanteraka ny sitrapon'ny Tompo

Hanatanteraka ny sitrapon'ny Tompo

Fa hainy ny ataony, ny ataony amintsika

Fa hainy ny ataony, ny ataony amintsika

O ry Ray ô, O ry Ray ô



2- Raha mikasikan'izy Tompo

Dia ambarako anao

Izy ilay Masina hatrany hatrany

Masina hatrany am-parany ô

Masina foana hatrany hatran'Izy Tompo (x2)

Fa hainy ny ataony, ny ataony amintsika

Fa hainy ny ataony, ny ataony amintsika

O ry Ray ô, O ry Ray ô

Partager ray ambony

Commenter ray ambony

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Antokom-pihira ANTSA NY ZAVABOAARY EKAR SOAMANANDRARINY